Entry | mimpirina (ampirina) | ||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Examples | Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 180] | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |