|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 miloka
Fototeny  2loka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to gamble. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6jouer de l'argent, parier. [1.8]
Ohatra  7 Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)13 miloka
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15midera. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/3)16 milokà
Fototeny  17loka
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 lamoky, 20 lomaky, 21 lomika, 22 mikalo, 23 Mikola, mikola, 24 milako, 25 miloka, milokà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09