Entry | milaza (laza) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | manambara hevitra na zava-miseho na baiko na hafatra amin' ny alalan-ny fitenenana; manambara, mitantara, mandidy, manafatra, miresaka, mampahafantatra, mampahalala, manome teny, manome baiko, amin-ny alalan-ny fitenenana. Indro izaho milaza teny soa mahafaly aminareo... [Ravelojaona 1937] | ||||||||||||||||
mampahalala zavatra amin' ny alalan' ny teny na soratra: Hilaza zava-baovao mahatalanjona aminao aho ¶ manaho ny hevitry ny tena: Nilaza izy fa ho tonga ¶ mamoaka ampahibemaso: Nilaza ny lehiben' ny governemanta fa izay tratra mangalatra omby dia hofaizina mafy ¶ mitory, manambara: Efa mahay mandainga Ikotokely; milaza izany fa efa vory saina ny adalalahy ¶ mitantara: Latsa-dranomaso izy nilaza ny zava-nitranga tamin' ny 13 mey [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Explanations in English | to tell, to say, to inform; to report, to tell off, to refer to [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Explanations in French | dire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||||||||
publier, annoncer, déclarer, signifier, narrer [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word milaza | ||||||||||||||||
Entry | milazà (laza) | ||||||||||||||||
Part of speech | imperative of active verb milaza | ||||||||||||||||
Updated on 2021/07/31 |
![]() |