Entrée (1/2) | 1 mikotrana |
Radical | 2 kotrana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana 5 Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo 6 Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mikotràna |
Radical | 12 kotrana |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mikotrana |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 17 ikotranam, manikotra, manotrika, mikotrana, mikotràna, notakarim, ikotranam, manikotra, manotrika, mikotrana, mikotràna, notakarim |
Mis à jour le 2023/01/20 |