Entry mikororosy fahana (kororosy, fahana)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina
¶ olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [Rajemisa 1985]
Explanations in English used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31