Entry mikohaka (kohaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [Rajemisa 1985]
Explanations in English to cough [Hallanger 1973]
Explanations in French tousser [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mikohaka
nikohaka
hikohaka
mikohafa

Updated on 2020/07/31