|
|
|
|

Teny iditra1  mihotakotaka
Fototeny  2 hotakotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihovotrovotra noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy na mananontanona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be in commotion, to be noisy and agitated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 s'agiter, être en commotion, en panique. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mihatokatoka, 12 mihotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12