Entry mihobankobana (hobankobana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany
¶ Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihobankobana
nihobankobana
hihobankobana
Quotes 

Updated on 2020/07/31