Entrée |
mihoatra
(hoatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
|
Explications en anglais | To exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
|
Explications en français | Excéder; surpasser [1.8]
|
Exemples |
1 | Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka
[2.324]
|
2 | Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihoatra |
Passé : |
nihoatra |
Futur : |
hihoatra |
Impératif : |
mihoara |
|
|