|
|
|
|

Entrée1  mihiratra
Radical  2  hiratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
5  Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
6  Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
Explications en français  7  écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
8  se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3#249]
Exemples  9  mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
10  mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470]
11  Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  18  hitriaram, mahiratry, marihitra, miharatry, miharitra, mihiratra

Mis à jour le 2023/10/18