|
|
|
|

Teny iditra 1  mihinjihinjy
Fototeny  2 hinjihinjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
9 Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be rigid, to be stiff [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être rigide, raide [1.8]
Ohatra  12  Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472#248]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21