Entry | mihiboka (hiboka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy ¶ Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana ¶ Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in English | to be confined indoors [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Explanations in French | être consigné, rester à la maison [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |