Entrée | 1 mihelina |
Radical | 2 helina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana 5 Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [1.1] |
Explications en anglais |
6 to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [1.2] 7 to pass rapidly, to decline [1.7] |
Explications en français |
8 passer rapidement; décliner [1.8] |
Exemples |
9 Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 hameliny, lemahiny, mihelina, nihalemy |
Mis à jour le 2023/01/20 |