Entrée |
migorobaka
(gorobaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1]
|
Explications en anglais | To go through. [1.2]
|
| To be pierced through [1.7]
|
Explications en français | être percé de part en part [1.3, 1.8]
|
| Aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3]
|
Morphologie |
Présent |
migorobaka |
Passé |
nigorobaka |
Futur |
higorobaka |
|
Exemples |
1 | Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy;
[2.59]
|
2 | Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina;
[2.654]
|
|
|