Entrée | 1 mifoha |
Radical | 2 foha |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha 5 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1] |
Explications en anglais |
6 to wake up, to get out of bed [1.7] |
Explications en français |
7 s'éveiller, se lever [1.8] |
Exemples |
8 Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436#] 9 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mifohafoha |
Mots composés |
|
Anagrammes | 20 faohim, hafoim, hamofy, hofaim, ifoham, mifaho, mifoha, mihafo, mihofa, mohafi, mohafy |
Mis à jour le 2023/08/11 |