Entry mifiaka (fiaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [Rajemisa 1985]
Explanations in English to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [Richardson 1885]
 to chew and suck as in eating sugar cane [Hallanger 1973]
Explanations in French mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [Hallanger 1974]
Morphology 
mifiaka
nifiaka
hifiaka
mifiaha
Compound words, titles, names 
Examples valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [Fox: Hainteny, number 249]
Quotes 

Updated on 2020/07/31