Entry mifelana (felana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo
¶ Manao teny mamy, vava soa, mampanantena hanao [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifelana
nifelana
hifelana

Updated on 2020/07/31