|
|
|
|

Teny iditra1  mifaoka
Fototeny  2 faoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manadio.
5 Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny voronkely teo ny papango.
6 Mamely amin' ny tandroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to wipe, to clear away, to carry off, as a bird of prey does; to tear up the earth, as an infuriated bull.. [1.2]
8 to wipe; to carry off in passing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 essuyer; emporter en passant. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 famioka, 16 mifakoa, 17 mifaoka, 18 mifoaka, 19 miofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02