|
|
|
|

Entrée1  mifantina (fantina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena 4  Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy [1.1]
Explications en anglais  5  to select, to choose, to pick out, to cull. [1.2]6  to pick out, to select [1.7]
Explications en français  7  trier, choisir [1.3#150, 1.8]8  sélectionner [1.8]
Exemples  9  nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre) [1.3#150]
10  nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider) [1.3#150]
11  Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho [2.472]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mifantina

Anagrammes  17  famintina, mafintina, mifantina

Mis à jour le 2023/10/20