Entrée |
mifankazatra
(zatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
|
Explications en français | être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser:
Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~
Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) [1.3]
|
Morphologie |
Présent |
mifankazatra |
Passé |
nifankazatra |
Futur |
hifankazatra |
Impératif |
mifankazara |
|
Exemples |
1 | Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra;
[2.285]
|
2 | Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy
[2.296]
|
|
|