Entry mifanena (tsena)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explanations in French se rencontrer réciproquement [1.107]
Morphology 
Present mifanena
Past nifanena
Future hifanena
Imperative mifane
Examples 
1Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
2Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4]
3Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]
Proverbs 

Entry mifanenà (tsena)
Part of speech imperative of active verb mifanena [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20