|
|
|
|

Teny iditra 1  mifamotoana
Fototeny  2 fotoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to make a date, to agree on time and place for meeting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 fixer un rendez-vous [1.8]
Ohatra  10  mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [2.470#7]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21