|
|
|
|

Entrée1  mievotra
Radical  2  evotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby
5  Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra
6  Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy
7  Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina
8  Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana [1.1]
9  misavoana, mitsambikina [1.13]
Explications en français  10  bondir [1.13]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11