Entry miely (ely)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
¶ Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
Mitovy hevitra: manao vary raraka ~ miely patrana ~ mihahaka ~ mihanaka ~ mipariaka ~ miparitaka ~ miraraka [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be scattered, to be diffused [Hallanger 1973]
Explanations in French se répandre, se propager [Hallanger 1974]
Morphology 
miely
niely
hiely
mieleza
Compound words, titles, names 
Examples Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [Andraina: Mitaraina, page 110]

Updated on 2020/07/31