|
|
|
|

Teny iditra1 miedinedina
Fototeny  2edinedina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mirehareha amin' ny fihetsehana toa misoneninenika, indrindra raha misy zavatra vitan' ny tena nahatonga ny olona handoka ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to strut, to swagger. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6avoir une démarche fière, se pavaner. [1.3, 1.8]
7Etre prétentieux, avoir une démarche fière, se pavaner. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02