Entry midaka (daka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo midoboka [Rajemisa 1985]
Morphology 
midabòka
nidabòka
hidabòka
midabofa
Examples Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [Razafiarivony: Harivolana, page 167]

Entry midaboka (daboka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta
¶ Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana
¶ Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka
¶ Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [Rajemisa 1985]
Explanations in English to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [Richardson 1885]
Explanations in French s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [Abinal 1888]
Morphology 
midaboka
nidaboka
hidaboka
midaboha
Other spellings 
Examples 
1Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [Rabary: Daty, page 1021]
2ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [Rajaobelison: Ralaikamboty]
Quotes 

Updated on 2020/07/31