Entry miavona (avona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava
Explanations in French  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] être orgueilleux, fier
  [Abinal 1888] être dédaigneux
  [Abinal 1888] faire le délicat, la petite bouche
Morphology 
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Fox: Hainteny, number 316]
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?

2 [Andriamalala: Taolambalo, page 50] Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe:

Entry miavòna (avona)
Part of speech imperative of active verb miavona [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31