|
|
|
|

Teny iditra1 miaramila
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a soldier. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5soldat. [1.8]
Ohatra  6 Ireny no miaramilam-potaka [2.472#169]
7 Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33]
8 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Voambolana  10 Miaramila
Mpanahaka  11 ambasy, 12 ambavabasy, 13 ankotralahy, 14 bekotromaroholatra, 15 foloalindahy, 16 kadetra, 17 lahindefona, 18 manamboninahitratafika, 19 menavazana, 20 mpiantafika, 21 mpisavaranonando, 22 raindahiny, 23 rainiolona, 24 sorodany, 25 tsatsimenitra, 26 vatamiaramila, 27 zazavao
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09