Entrée 1/2 miaoriana (aoriana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha
Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro [1.1]
Explications en anglais To be behind, to be long in coming. [1.2]
Explications en français être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder [1.3]
Exemples 
1Miaorina izy (Il est derrière) [1.3]
2Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) [1.3]
Morphologie 
Présent : miaoriana
Passé : niaoriana
Futur : hiaoriana
Impératif : miaoriàna
Mots composés 

Entrée 2/2 miaoriàna (aoriana)
Partie du discours impératif du verbe actif miaoriana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20