|
|
|
|

Entrée1  miangavy
Radical  2  angavy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy
5  Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao [1.1]
Explications en anglais  6  to request, to entreat, to crave. [1.2]
7  to beg, to entreat [1.7]
Explications en français  8  prier avec instance, supplier; solliciter [1.8]
Exemples  9  Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  miangavy, mivainga, vaingaim

Mis à jour le 2023/01/20