Entry | mianaka (anaka) | ||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka ¶ Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy | ||||||||||||
Explanations in English | [Richardson 1885] used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. | ||||||||||||
[Hallanger 1973]
to be together as parent(s) and child(ren) ¶ tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children | |||||||||||||
Explanations in French | [Rajemisa: Vakoka] être parents et fils | ||||||||||||
[Hallanger 1974]
parents et enfants (s) ensemble, ¶ tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants | |||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word mianaka | ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |