Entry miampirina (ampirina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
Mitovy hevitra: miampify [Rajemisa 1985]
Explanations in English to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [Richardson 1885]
Morphology 
miampirina
niampirina
hiampirina
miampirima
Examples 
1Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [Ndema: Antakay]
2Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [Rahajarizafy: Filozofia]

Updated on 2022/01/28