Entry | miampanga (ampanga) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny ¶ Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in English | to accuse, to charge. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to accuse [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Explanations in French | accuser, dénoncer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Entry | miampangà (ampanga) | ||||||||||||||||
Part of speech | imperative of active verb miampanga | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in French | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |