Entry miakatra (akatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary
Explanations in English  [Richardson 1885] to ascend, to go up, to mount up.
  [Hallanger 1973] to go up; to enter
Explanations in French  [Hallanger 1974] monter; entrer
Morphology 
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31