Entry miakanakana (akanakana (akana))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
Explanations in English to hesitate in speaking, to demur. [1.2]
 to speak hesitantly or brokenly. [1.7]
Explanations in French balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
Morphology 
Present miakanakana
Past niakanakana
Future hiakanakana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05