|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miaina
Radical  2  aina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maneho ny fahavelomana amin' ny fitepon' ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana
5  Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin' ny havokavoka: Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Explications en anglais  6  to live, to have life; to respire, to breathe; to be happy, prosperous, revived. [1.2]
7  to breathe; to live [1.7]
Explications en français  8  Etre en vie, vivre: Miaim-poana izy (Il mène une vie inutile)
9  Respirer: Mbola miaina izy (Il respire encore)
10  Se retirer, se dilater
11  fig. Se conduire: Tsy mahay miaina izy (Il ne sait pas se conduire, il n'a pas de savoir-vivre) [1.3]
12  respirer; vivre [1.8]
Exemples  13  tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470]
14  Leon' ny miara-miaina amin' ny Frantsay izy. [2.471]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)27  miainà
Radical  28  aina
Partie du discours  29  impératif du verbe actif miaina
Explications en malgache  30  [1.1]
Explications en français  31  [1.3]
Exemples  32  Miainà mafy, hoy ny dokotera, tamin' i Solo kely [1.1]
Tableaux et planches  33  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  34  aminay, iainam, miaina, miainà, aminay, iainam, miaina, miainà

Mis à jour le 2023/06/20