|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miadana
Radical  2  adana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto
5  Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1]
Explications en anglais  6  To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements. [1.2]
7  to go slow; to be at peace; to have plenty [1.7]
Explications en français  8  Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3]
9  aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8]
Exemples  10  Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
11  Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
12  Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  votsadia, mibanaika, midanesaka, midaresaka, mitanesaka, mikisaka, midraiko, milaiko, milaikolaiko, mitsikozakoza, mitsilaikolaiko, mitsimedameda, mitsiredareda, mitsiretareta, mitsitaika, midreho, mijeho, mikonesa, midanoka, mikidanodanoka, milakolako, milaikalaika, midehadeha, miledaleda, miretareta, miresaresa, mirisarisa, mirezareza, mirerarera, mitaredretra, manisadia, manisavitsika, mampandadyfoza, mamindramalako, votsa, tsymaika, tsyrototra, somararetra, milasilasy, elatananamivotsavotsa, mitsivozavoza, mitavozavoza, mitsikozakoza, mihamoka, mihoninkonina, mitsirendrena, mimasimasy, mitaredretra, mitoredretra, milanona, milalotra, milalo, milamina, miladina, misamosy, makamora, tsymakasarotra, tsymiraika, mikirindreva, malaimihetsika, mikisina, mibonaika, mibonenika, votsavava, mianoka, midanoka, midarona, tsyrototra, sambatra, finaritra, tsysahirana, tretrika, metroka, henika, afadraorao, afakopakopaka, tsymiondantanana, tsymandrayravindeno, mananjara, tsymandrayravinavaratra, manananyampy, mananaambyampy, miraondraona, miainaankalalahana, mianoka, migalabina, milamina
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (2/2)29  miana
Radical  30  adana
Partie du discours  31  impératif du verbe actif miadana [Liste complète]

Anagrammes  32  anadiam, iadanam, manadia, miadàna, miadana

Mis à jour le 2023/06/26