Entrée | 1 metroka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao 4 Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny 5 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] |
Mis à jour le 2020/07/31 |