Entrée | 1 mazava (zava) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 Mitera-kazavana: Mazava ny afo 5 Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara 6 Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io 7 Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava 8 Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1] |
Explications en anglais |
9 bright, light, clear; [1.7] |
Explications en français |
10 clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8] 11 net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3#870] |
Exemples |
12 Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472] 13 nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324] 14 Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot mazava |
Mis à jour le 2023/02/17 |