|
|
|
|

Teny iditra1  matsiro
Fototeny  2 tsiro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataovy matsiro ny laoka fa fety ny andro! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 matsiro, 10 misotra, 11 mitrosà, mitrosa, 12 mitsora, 13 stirôma, 14 tsy maro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/18