Entry matoky (toky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
¶ Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
¶ Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
¶ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
  [Tambahoaka] mino [1.78]
Morphology 
Present matoky
Past natoky
Future hatoky
Imperative matokia, matokisa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20