Entrée | 1 matevina |
Radical | 2 tevina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina 5 Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany 6 Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany 7 Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1] 8 tsipika na soratra matavitavy [1.13] |
Explications en français |
9 épais; gras [1.13] 10 fourré [1.196] |
Exemples |
11 Tao aoriana ny poketrany, ary natevina [2.4#57] 12 Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27] 13 zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472] 14 Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/24 |