|
|
|
|

Entrée1  matahotra
Radical  2  tahotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1]
Explications en anglais  5  to be afraid of [1.7]
Explications en français  6  craindre, être craintif [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Analogues  10  miraika, raiki-tahotra, tora-kovitra, tsiravina, an-koditra, kenda, ranga, manambadi-po, miraikibolomaso, mikoso-maso, kasoka, taibombona, mamafy ketsa, mangovitra, manahy, manahy velona, mifihifihy, miritra aina, mihararetra, mipararetra, rano andravina, mihoron-koditra, mihoron-kodidoha, mitsangam-bolo, mihendratra, manangambovona, mimalo, miholy, mivadika ambavafo, midobodoboka ambavafo, mangitakitaka, mitaintaina, mihotakotaka, velona ahiahy, mitebiteby, mihorohoro, mangorohoro, mihena velona, an-tenda ny aina, tai-dava, mandry tsy lavo loha, mandry an-driran' antsy, mandry an-driran-defona, mandry tsirangaranga
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  16  hamatotra, hatatarom, hotataram, matahotra

Mis à jour le 2023/01/20