|
|
|
|

Entrée (1/2)1  masonkarena
Mots élémentaires  2  maso, harena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [1.1]
5  fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [1.13]
Explications en anglais  6  the cost price; capital used in business [1.7]
Explications en français  7  prix de revient; capital investi dans une affaire [1.8]
8  prix de revient [1.13]
Exemples  9  Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky. [2.356#]
Vocabulaire  10  Economie: finances, gestion

Entrée (2/2)11  Masonkarena
Mots élémentaires  12  maso, harena
Partie du discours  13  nom propre (ethnonyme)
Exemples  14  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]
Vocabulaire  15  Géographie: pays, peuples

Anagrammes  16  Masonkarena, masonkarena, nanakoseram, nanasokeram, Masonkarena, masonkarena, nanakoseram, nanasokeram

Mis à jour le 2024/10/20