|
|
|
|

Entrée1  masoandro
Mots élémentaires  2  maso, andro
Partie du discours  3  nom
Vocabulaire  4  Astronomie
Explications en malgache  5  Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
6  Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
7  Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1]
Explications en anglais  8  the sun [1.2, 1.7]
Explications en français  9  soleil
10  (figuré) le père, le souverain [1.3]
11  le soleil [1.8]
Exemples  12  Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#]
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot masoandro
Article  22  Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  23  mandrosoa, masoandro

Mis à jour le 2023/12/16