Entry marofy (rofy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra [1.1]
Explanations in English ill, feeble [1.7]
Explanations in French débile, maladif [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present marofy
Past narofy
Future harofy
Derivatives 
Compound words, titles, names 
Examples Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20