Entrée | 1 maro |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro 4 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1] |
Explications en anglais |
5 many [1.7] |
Explications en français |
6 beaucoup, nombreux [1.8] |
Exemples |
7 ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324] 8 Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471] |
Dérivés |
|
Synonymes | 15 betsaka |
Antonymes | 16 vitsy |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Toponymes |
|
Anagrammes | 104 arom, maro, mora, oram, ramo |
Mis à jour le 2023/06/11 |