|
|
|
|

Entrée1  maresaka (resaka)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby
4  Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro [1.1]
Explications en anglais  5  much talked about; lively, full or talk with people moving about [1.7]
Explications en français  6  dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin [1.3]
7  dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation [1.8]
Exemples  8  maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout) [1.3]
9  maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3]
10  Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298]
Analogues  11  Mahoraka, makotroka
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot maresaka

Mis à jour le 2020/07/31