Entry marain-tsy hariva (maraina, sy, hariva)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy hita mandrakariva ary isan' andro [Rajemisa 1985]
Examples Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [Razafiarivony: Harivolana, page 210]

Updated on 2020/07/31