Entry maraina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao
Explanations in English  [Hallanger 1973] morning
Explanations in French  [Hallanger 1974] matin
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy;
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 13] Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena;
3 [Andriamalala: Ranomasina, page 46] Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody.
4 [Andraina: Mitaraina, page 81] Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy.
Quotes 
Toponymy Place names having the word maraina (1): Tsaramaraina

Updated on 2020/07/31